<-
->

Est 9:27 The Jews ordained, and took upon them, and upon their seed, and upon all such as joined themselves unto them, so as it should not fail, that they would keep these two days according to their writing, and according to their appointed time every year; dia nanao lalàna tsy azo ovana ny Jiosy ka nanaiky fa izy sy ny taranany ary izay rehetra miray aminy dia hitandrina izany andro roa izany araka ny voasoratra sy araka ny fotoany isan-taona; ny Jody dia nanangana sy nandraikitra ho fomba tsy azo ovana, ho an' ny tenany aman-taranany mbamin' izay rehetra miray aminy, ny mankalaza isan-taona ireo andro roa ireo, araka ny fomba voadidy sy amin' ny fotoana voatendry. les Juifs s' engagèrent de plein gré, eux, leur postérité, et tous ceux qui s' adjoindraient à eux, à célébrer sans faute ces deux jours-là, d' après ce texte et à cette date, d' année en année.