<-
->

Est 9:24 Because Haman the son of Hammedatha, the Agagite, the enemy of all the Jews, had devised against the Jews to destroy them, and had cast Pur, that is, the lot, to consume them, and to destroy them; satria Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, fahavalon' ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy; Fa Amanà zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, favalon' ny Jody rehetra, dia efa nanao hevitra hamely ny Jody handringanana azy ireo, ka nanao Pora izany hoe loka, mba handringanany sy handravany azy. Aman, fils de Hamdata, l' Agagite, le persécuteur de tous les Juifs, avait machiné leur perte et il avait tiré le "Pûr", c' est-à-dire les sorts, pour leur confusion et leur ruine.