<-
->

Est 9:20 And Mordecai wrote these things, and sent letters unto all the Jews that were in all the provinces of the king Ahasuerus, both nigh and far, Ary Mordekay nanoratra ny amin' izany zavatra izany sady nampitondra taratasy ho any amin' ny Jiosy rehetra izay tany amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, na ny akaiky na ny lavitra, Nosoratan' i Mardokea izany zavatra izany, ary nandefa taratasy izy, ho any amin' ny Jody eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka, na ny akaiky na ny lavitra, Mardochée consigna par écrit ces événements. Puis il envoya des lettres à tous les Juifs qui se trouvaient dans les provinces du roi Assuérus, proches ou lointaines.