<-
->

Est 9:2 The Jews gathered themselves together in their cities throughout all the provinces of the king Ahasuerus, to lay hand on such as sought their hurt: and no man could withstand them; for the fear of them fell upon all people. dia nivory tany an-tanànany avy ny Jiosy, tany amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, mba hamely izay nividy hanisy ratsy azy; ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloany, fa efa nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy. Nivory tao an-tanànany avy ny Jody eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka, hamely an' izay nitady haharesy azy, ary tsy nisy olona nahatohitra azy ireo, fa efa nahazo ny foko rehetra hatraiza hatraiza ny tahotra azy. Dans toutes les provinces du roi Assuérus ils se rassemblèrent dans les villes qu' ils habitaient afin de frapper ceux qui avaient comploté leur perte. Personne ne leur résista, car la peur des Juifs pesait sur toutes les populations.