<-
->

Est 9:16 But the other Jews that were in the king' s provinces gathered themselves together, and stood for their lives, and had rest from their enemies, and slew of their foes seventy and five thousand, but they laid not their hands on the prey, Ary ny Jiosy sasany isan-tokony tamin' ny fanjakan' ny mpanjaka dia nivory hiaro ny ainy, ka afaka tamin' ny fahavalony izy, ary dimy arivo amby fito alina no matiny (kanefa ny fananany tsy mba norobainy) Ny Jody sisa tany amin' ny faritanin' ny mpanjaka koa nivory mba hiarovany ny ainy, ka hamelan' ny fahavalony azy mandry fehizay: nahafatesany dimy arivo sy fito alina ireo nankahala azy. Fa tsy naninji-tànana nandroba izy. De leur côté, les Juifs des provinces royales se réunirent aussi pour mettre leur vie en sûreté. Ils se débarrassèrent de leurs ennemis en égorgeant 75.000 de leurs adversaires, sans se livrer au pillage.