<-
->

Est 9:1 Now in the twelfth month, that is, the month Adar, on the thirteenth day of the same, when the king' s commandment and his decree drew near to be put in execution, in the day that the enemies of the Jews hoped to have power over them, (though it was turned to the contrary, that the Jews had rule over them that hated them;) Ary tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany), rehefa akaiky ny andro hanatanterahana ny tenin' ny mpanjaka sy ny didiny, dia ny andro izay efa nantenain' ny fahavalon' ny Jiosy haharesena azy indrindra (kanjo navadika izany, ka ny Jiosy kosa no naharesy izay nankahala azy), Tamin' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara, tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana izay hanatanterahana ny didin' ny mpanjaka sy ny teniny, dia andro nantenain' ny fahavalon' ny Jody handresena, kanjo nivadika ny rasa, ka ny Jody indray no naharesy ny fahavalony. Les ordres du décret royal entrant en vigueur le douzième mois, Adar, au treizième jour, ce jour où les ennemis des Juifs s'étaient flattés de les écraser vit la situation retournée : ce furent les Juifs qui écrasèrent leurs ennemis.