<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:9 | Then were the king' s scribes called at that time in the third month, that is, the month |
Dia nantsoina tamin' izay ny mpanoratry ny mpanjaka, tamin' ny andro fahatelo amby roa-polo tamin' ny volana fahatelo (volana Sivana izany); ary nosoratana araka izay rehetra nandidian' i Mordekay izany ho any amin' ny Jiosy sy ny solo-mpanjaka sy ny governora ary ny mpanapaka amin' ny isan-tokony hatrany India ka hatrany Etiopia, dia fito amby roa-polo amby zato toko, ny isan-tokony araka ny sorany avy, ary ny isam-pireneny araka ny fiteniny avy, ary ny Jiosy araka ny sorany sy araka ny fiteniny. | Koa nantsoina tamin' izany ny mpanoratry ny mpanjaka, dia tamin' ny andro fahatelo amby roapolon' ny volana fahatelo, izay volana Sivana, dia nosoratana izay rehetra nodidian' i Mardokea ho an' ny Jody, ny solom-panjaka, ny governora, ny lehiben' ny faritany, dia ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia, natao araky ny soratry ny isam-paritany sy ny fitenin' ny isam-pirenena, ary ny ho an' ny Jody araka ny sorany sy araka ny fiteniny. | Les scribes royaux furent convoqués aussitôt c'était le troisième mois, qui est |