<-
->

Est 8:8 Write ye also for the Jews, as it liketh you, in the king' s name, and seal it with the king' s ring: for the writing which is written in the king' s name, and sealed with the king' s ring, may no man reverse. ary ianareo kosa dia manorata amin' ny anaran' ny mpanjaka izay sitrakareo hamonjy ny Jiosy, ka tombohy amin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka izany; fa tsy misy mahavadika ny soratra izay efa voasoratra tamin' ny anaran' ny mpanjaka sy efa voatomboka tamin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka Koa manorata hianareo, amin' ny anaran' ny mpanjaka, araka izay sitrakareo, hamonjy ny Jody, dia tombohy amin' ny peratry ny mpanjaka, fa tsy azo foanana rahefa taratasy nosoratana tamin' ny anaran' ny mpanjaka, sy notombohina tamin' ny peratry ny mpanjaka. Pour vous, écrivez au sujet des Juifs ce que vous jugerez bon, au nom du roi. Scellez ensuite de l' anneau royal. Car tout édit rédigé au nom du roi et scellé de son sceau est irrévocable."