<-
->

Est 8:7 Then the king Ahasuerus said unto Esther the queen and to Mordecai the Jew, Behold, I have given Esther the house of Haman, and him they have hanged upon the gallows, because he laid his hand upon the Jews. Dia hoy Ahasoerosy mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka sy tamin' i Mordekay Jiosy: Indro, ny tranon' i Hamana efa nomeko an' i Estera, ary izy dia efa nahantona tamin' ny hazo, satria naninjitra ny tànany hamely ny Jiosy; Ka hoy Asoerosa mpanjaka tamin' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera, ary izy efa nahantona tamin' ny hazo fa naninji-tànana hamely ny Jody. Le roi Assuérus répondit à la reine Esther et au Juif Mardochée : "En ce qui me concerne, j' ai donné à Esther la maison d' Aman après l' avoir fait pendre pour avoir voulu perdre les Juifs.