<-
->

Est 8:3 And Esther spake yet again before the king, and fell down at his feet, and besought him with tears to put away the mischief of Haman the Agagite, and his device that he had devised against the Jews. Dia niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera sady niankohoka tamin' ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon' i Hamana Agagita sy ny hevitra nataony hamelezany ny Jiosy. Rahefa afaka izany, niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera; niantoraka teo an-tongony izy, nihanta taminy tamin-dranomaso, mba hanafoana ny hasomparan' i Amanà, avy amin' ny tanin' i Agaga, sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jody. Esther alla une seconde fois parler au roi. Elle se jeta à ses pieds, elle pleura, elle se le rendit favorable en vue de faire échouer la méchanceté d' Aman l' Agagite et le dessein qu' il avait conçu contre les Juifs.