<-
->

Est 8:11 Wherein the king granted the Jews which were in every city to gather themselves together, and to stand for their life, to destroy, to slay and to cause to perish, all the power of the people and province that would assault them, both little ones and women, and to take the spoil of them for a prey, ka ny Jiosy izay teny amin' ny isan-tanàna dia navelan' ny mpanjaka hivory hiaro ny ainy ary handringana sy hamono ka handripaka ny herin' ny firenena sy ny tany rehetra izay te-hiady aminy, mbamin' ny vady aman-janak' ireny ary handroba ny fananany Amin' izany taratasy izany, ny mpanjaka nanome làlana ny Jody hivory sy hiaro ny ainy, na aiza na aiza tanàna misy azy, ka handringana, hamono, handripaka ny miaramila mbamin' ny vady aman-janany amin' ny isam-pirenena amam-paritany, izay hitsangana hamely azy; ary handroba ny fananany; Le roi y octroyait aux Juifs, en quelque ville qu' ils fussent, le droit de se rassembler pour mettre leur vie en sûreté, avec permission d' exterminer, égorger et détruire tous gens armés des peuples ou des provinces qui voudraient les attaquer, avec leurs femmes et leurs enfants, comme aussi de piller leurs biens.