<-
->

Est 14:18 Na oviana na oviana hatrizay nitondrana ahy nanketo ka mandrak' androany, tsy mba nisy fifaliana nankafizin' ny ankizivavinao, afa-tsy taminao ihany, ry Tompo Andriamanitra, Andriamanitr' i Abrahama!