<-
->

Est 13:12 Mahalala ny zavatra rehetra hianao; ka fantatrao fa tsy mba nentin-drehareha na avonavona, na fitsiriritam-boninahitra kely akory, no tsy mba niankohofako teo anatrehan' i Amanà, mpiavonavona;