<-
->

Est 11:2 Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asoerosa mpanjaka lehibe, andro voalohan' ny volana Nisàna, dia nanonofy Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semeì, zanak' i Sisa, avy amin' ny firenen' i Benjamina.