<-
->

Jdt 5:7 Tonga nonina tany Mesopotamia izy aloha, satria tsy tiany ny nanaraka ireo andriamanitry ny razany, izay nitoetra tany amin' ny tanin' ny Kaldeana. Anciennement ils vinrent habiter en Mésopotamie parce qu' ils n' avaient pas voulu suivre les dieux de leurs pères établis en Chaldée.