<-
->

Neh / Ne 8:13 And on the second day were gathered together the chief of the fathers of all the people, the priests, and the Levites, unto Ezra the scribe, even to understand the words of the law. Ary nony ampitson' iny dia vory teo amin' i Ezra mpanora-dalàna ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny Levita mba handinika ny tenin' ny lalàna. Ny andro faharoa dia nivory teo amin' i Esdrasa mpanora-dalàna, ny loham-pianakavian' ny vahoaka rehetra, mbamin' ny mpisorona sy ny levita, mba handavorary kokoa ny fianarany ny tenin' ny lalàna. Le deuxième jour, les chefs de famille de tout le peuple, les prêtres et les lévites se réunirent autour du scribe Esdras, pour scruter les paroles de la Loi.