<-
->

Neh / Ne 8:11 So the Levites stilled all the people, saying, Hold your peace, for the day is holy; neither be ye grieved. Ary ny Levita nampangina ny olona rehetra ka nanao hoe: Mangina ianareo, fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo. Ny levita koa nampionona ny vahoaka rehetra nanao hoe: Mangina hianareo fa masina ity andro ity ka aza malahelo. Et les lévites calmaient tout le peuple en disant "Taisez-vous : ce jour est saint. Ne vous affligez point!"