<-
->

Neh / Ne 7:73 So the priests, and the Levites, and the porters, and the singers, and some of the people, and the Nethinims, and all Israel, dwelt in their cities; and when the seventh month came, the children of Israel were in their cities. Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin' ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra. Dia toy izany no nahatafapetraka tamin' ny tanànany avy ny mpisorona sy ny levita, ny mpihira, ny mpiandry varavarana, ny olona amin' ny ankapobem-bahoaka, ny Natieana, ary Israely rehetra.