<-
->

Neh / Ne 7:6 These are the children of the province, that went up out of the captivity, of those that had been carried away, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away, and came again to Jerusalem and to Judah, every one unto his city; Izao no lehilahy amin' izany tany izany, izay niakatra avy tamin' ny fahababoana, dia ireo nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy, Ireto ny ambanivohitra avy nasesi-tany izay nentin' i Nabokodonosora, mpanjakan' i Babilona, ho babo ary niverina ho any Jerosalema sy Jodà, samy any an-tanànany avy; Voici les gens de la province qui revinrent de la captivité et de l' exil. Après avoir été déportés par Nabuchodonosor, roi de Babylone, ils retournèrent à Jérusalem et en Juda, chacun dans sa ville.