<-
->

Neh / Ne 6:18 For there were many in Judah sworn unto him, because he was the son in law of Shechaniah the son of Arah; and his son Johanan had taken the daughter of Meshullam the son of Berechiah. Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton' i Sekania, zanak' i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin' i Mesolama, zanak' i Berekia. satria maro tamin' ny lehiben' i Jodà no efa tafaray taminy tamin' ny fianianana, noho izy vinanton' i Sekeniasa, zanak' i Areà, sy noho Johanàna zanany lahy nanambady ny zanakavavin' i Mosolama, zanak' i Barakia. car il avait en Juda beaucoup d' alliés, étant le gendre de Shekanya, fils d' Ara, et son fils Yohanân ayant pris pour femme la fille de Meshullam, fils de Bérékya.