<-
->

Neh / Ne 4:10 And Judah said, The strength of the bearers of burdens is decayed, and there is much rubbish; so that we are not able to build the wall. Ary hatramin' izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman' ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon' ny fianakaviana rehetra amin' ny Joda. Hatramin' izay andro izay dia ny antsasaky ny oloko ihany no nanao ny asa, fa ny antsasany kosa nitana lefona aman' ampinga sy tsipìka aman' akanjo fiarovan-tratra, ary ny filohany dia samy teo ivohon' ny fianakavian' i Jodà rehetra. Mais, à partir de ce jour, la moitié seulement de mes hommes participaient au travail, les autres, munis de lances, de boucliers, d' arcs et de cuirasses, se tenaient derrière toute la maison de Juda