<-
->

Neh / Ne 2:7 Moreover I said unto the king, If it please the king, let letters be given me to the governors beyond the river, that they may convey me over till I come into Judah; Ary hoy koa aho tamin' ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin' ireo governora any an-dafin' ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda, Ary hoy koa aho tamin' ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy aho, ho an' ny governora any an-dafin' ny ony, mba hamelany ahy handeha, mandra-pahatongako any Jodà, Je dis encore au roi : "S' il plaît au roi, qu' on me donne des lettres pour les gouverneurs de Transeuphratène, afin qu' ils me laissent passer jusqu'à ce que j' arrive en Juda;