<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 2:5 | And I said unto the king, If it please the king, and if thy servant have found favour in thy sight, that thou wouldest send me unto |
dia vao niteny tamin' ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin' ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. | Nivavaka tamin' Andriamanitry ny lanitra aho, dia namaly ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mba nahita fitia eo imasony koa ity mpanompony dia alefao aho ho any Jodà, any amin' ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy indray. | et répondis au roi : "S' il plaît au roi et que tu sois satisfait de ton serviteur, laisse-moi aller en |