<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 12:31 | Then I brought up the princes of |
Dia nasaiko niakatra eo ambonin' ny manda ny mpanapaka ny Joda, ary nanendry mpanao fiderana roa tonta aho handeha milahatra tsara. Ny irai-dia nandeha tamin' ny ankavanana teo ambonin' ny manda ho amin' ny vavahadin-jezika; | Nasaiko niakatra teny ambonin' ny manda ireo mpanapaka an' i Joda, ary nalahatro ho antokony roa lehibe ny mpihira manao prosesiona. Ny antokony voalohany, nandeha teny ambonin' ny manda, amin' ny ilany havanana, ho eo amin' ny vavahadin' ny Zezika. | Je fis alors monter les chefs de |