<-
->

Neh / Ne 11:3 Now these are the chief of the province that dwelt in Jerusalem: but in the cities of Judah dwelt every one in his possession in their cities, to wit, Israel, the priests, and the Levites, and the Nethinims, and the children of Solomon' s servants. Ary izao no ben' ny tany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan' ny Joda samy nonina tao amin' ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon' i Solomona. Izao no loham-pianakaviana avy any ambanivohitra tonga nonina tao Jerosalema. Tany amin' ny tanànan' i Jodà, samy nonina teo amin' ny taniny aman-tanànany avy: dia Israely, ny mpisorona sy ny levita ary ny Natieana mbamin' ny mpanompon' i Salomona. Voici les chefs de la province qui étaient établis à Jérusalem et dans les villes de Juda. Israélites, prêtres, lévites, "donnés" et fils des esclaves de Salomon demeuraient dans leurs villes, chacun en sa propriété.