<-
->

Neh / Ne 10:35 And to bring the firstfruits of our ground, and the firstfruits of all fruit of all trees, year by year, unto the house of the Lord: Ary nanao filokana izahay ny amin' ny hanateran' ny mpisorona sy ny Levita sy ny olona ny kitay hazo, hitondranay azy ho ao an-tranon' Andriamanitra araka ny fianakavianay avy amin' ny fotoan' andro isan-taona, handoroana eo ambonin' ny alitaran' i Jehovah Andriamanitsika araka izay voasoratra ao amin' ny lalàna, Nanao filokana izahay mpisorona, levita, vahoaka, ny amin' ny hanaterana ny kitay hazo, mba samy hitondra izany ao an-tranon' Andriamanitsika, isam-pianakaviana araka ny anjara fotoany avy, amin' ny fotoana voaraikitra, isan-taona, mba harehitra eo ambonin' ny otelin' ny Tompo Andriamanitsika, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàna. Nous avons aussi réglé par le sort, prêtres, lévites et peuple, la question des livraisons de bois qu' on doit faire au Temple de notre Dieu, chaque famille à son tour, à dates fixes, chaque année, pour le brûler sur l' autel de Yahvé notre Dieu, comme il est écrit dans la Loi.