<-
->

Neh / Ne 10:29 They clave to their brethren, their nobles, and entered into a curse, and into an oath, to walk in God' s law, which was given by Moses the servant of God, and to observe and do all the commandments of the Lord our Lord, and his judgments and his statutes; Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin' ny tompon-tany hanaraka ny lalàn' Andriamanitra mbamin' ny vadin' ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino, Ny vahoaka sisa, ny mpisorona, ny levita, ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny Natieana, ary izay rehetra nisaraka tamin' ny vahoakan' ny tany, hanaraka ny lalàn' Andriamanitra, mbamin' ny vadin' ireo, ny zanany lahy aman-janany vavy, et le reste du peuple, les prêtres, les lévites, les portiers, les chantres, les "donnés", bref, tous ceux qui se sont séparés des peuples des pays pour adhérer à la Loi de Dieu, et aussi leurs femmes, leurs fils et filles, tous ceux qui ont l'âge de raison,