<-
->

Ezr / Esd 6:16 And the children of Israel, the priests, and the Levites, and the rest of the children of the captivity, kept the dedication of this house of God with joy. Ary ny Zanak' Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin' ny fahababoana, dia nitokana io tranon' Andriamanitra io tamin' ny fifaliana; Ary ny zanak' Israely, ny mpisorona, ny levita, ary ny olona sisa tamin' ny zanaky ny fahababoana, dia samy nitokana ny tranon' Andriamanitra tamin-kafaliana. Les Israélites les prêtres, les lévites et le reste des exilés firent avec joie la dédicace de ce Temple de Dieu;