<-
->

Ezr / Esd 6:14 And the elders of the Jews builded, and they prospered through the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah the son of Iddo. And they builded, and finished it, according to the commandment of the God of Israel, and according to the commandment of Cyrus, and Darius, and Artaxerxes king of Persia. Dia nanao ny trano ny loholon' ny Jiosy ka nambinina noho ny faminanian' i Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido. Ary nanao ny trano izy ka nahavita azy, araka ny didin' Andriamanitry ny Isiraely sy araka ny didin' i Kyrosy sy Dariosy ary Artaksersesy, mpanjakan' i Persia. Ka dia rafitra nanao ny trano ireo loholon' Israely, ka nandroso tsara ny asa, noho ny faminanian' i Akzea mpaminany, sy Zakaria zanak' i Adao. Nanao izy dia nahavita araka ny didin' Andriamanitr' Israely sy araka ny didin' i Sirosa, Dariosa, Artakserksesa, mpanjakan' i Persa. Quant aux anciens des Juifs, ils continuèrent à bâtir, avec succès, sous l' inspiration d' Aggée le prophète et de Zacharie, fils d' Iddo. Ils achevèrent la construction conformément à l' ordre du Dieu d' Israël et à l' ordre de Cyrus et de Darius.