<-
->

Ezr / Esd 5:12 But after that our fathers had provoked the God of heaven unto wrath, he gave them into the hand of Nebuchadnezzar the king of Babylon, the Chaldean, who destroyed this house, and carried the people away into Babylon. Fa noho ny nampahatezeran' ny razanay an' Andriamanitry ny lanitra, dia natolony izy ho eo an-tànan' i Nebokadnezara Kaldeana, mpanjakan' i Babylona, izay efa nandrava io trano io ka nitondra ny olona ho babo tany Babylona. Saingy nony efa nampahatezitra ny Andriamanitry ny lanitra ny razanay dia natolony ho eo an-tanan' i Nabokodonozora ilay Kaldeana, mpanjakan' i Babilona, dia noravan' izy io izany trano izany, ary nentiny ho babo tany Babilona ny vahoaka. Mais nos pères ayant irrité le Dieu du ciel, il les livra aux mains de Nabuchodonosor le Chaldéen, roi de Babylone, qui détruisit ce Temple et déporta le peuple à Babylone.