<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 3:9 | Then stood |
Dia niara-nitsangana Jesoa sy ny zanany ary ny rahalahiny, ary Kadmiela sy ny zanany, zanak' i Joda, ho tonian' ny mpiasa tamin' ny tranon' Andriamanitra, ary ny zanak' i Henadada koa mbamin' ny zanany sy ny Levita rahalahiny. | Dia indray nivonona ny levita: Josoe mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny, Kedmiela, mbamin' ireo zanany, zanak' i Jodà, hitarika an' izay niasa nanao ny asa momba ny tranon' Andriamanitra; torak' izany koa ny taranak' i Henadada, mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny; samy levita avokoa izy. |