<-
->

Ezr / Esd 10:15 Only Jonathan the son of Asahel and Jahaziah the son of Tikvah were employed about this matter: and Meshullam and Shabbethai the Levite helped them. Jonatana, zanak' i Asahela, sy Jahaza, zanak' i Tikva, ihany no nanohitra izany; ary Mesolama sy Sabetahy Levita niandany taminy koa. Tsy nisy afa-tsy Jonatàna, zanak' i Azahela, sy Jaasiasa zanak' i Tekoa no hany nanohitra izany hevitra izany; ary Mosolama sy Sebetaì levita koa no niandany taminy. Seuls Yonatân, fils d' Asahel, et Yahzeya, fils de Tiqva, firent opposition à cette procédure, soutenus par Meshullam et le lévite Shabtaï.