<-
->

Ezr / Esd 1:3 Who is there among you of all his people? his God be with him, and let him go up to Jerusalem, which is in Judah, and build the house of the Lord God of Israel, (he is the God,) which is in Jerusalem. Koa iza avy moa aminareo rehetra no olony? Andriamaniny anie homba azy, fa aoka hiakatra any Jerosalema izay any Joda izy ka hanao ny tranon' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izy no Andriamanitra Izay any Jerosalema. Ka iza aminareo no vahoakany? Homba azy anie ny Andriamaniny, ary aoka hiakatra any Jerosalema any Jodà izy, ka hanao ny tranon' ny Tompo Andriamanitr' Israely, dia ilay Andriamanitra izay ao Jerosalema. Quiconque, parmi vous, fait partie de tout son peuple, que son Dieu soit avec lui! Qu' il monte à Jérusalem, en Juda, et bâtisse le Temple de Yahvé, le Dieu d' Israël c' est le Dieu qui est à Jérusalem.