<-
->

Ezr / Esd 1:2 Thus saith Cyrus king of Persia, The Lord God of heaven hath given me all the kingdoms of the earth; and he hath charged me to build him an house at Jerusalem, which is in Judah. Izao no lazain' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany dia efa nomen' i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary Izy efa nandidy ahy hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda. Izao no lazain' i Sirosa mpanjakan' i Persa: Efa nomen' ny Tompo Andriamanitry ny lanitra ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany, ary efa nandidy ahy izy, hanao trano ho azy, any Jerosalema any Jodà. "Ainsi parle Cyrus, roi de Perse : Yahvé, le Dieu du ciel, m' a remis tous les royaumes de la terre, c' est lui qui m' a chargé de lui bâtir un Temple à Jérusalem, en Juda.