<-
->

2Tt / 2Tan 8:15 And they departed not from the commandment of the king unto the priests and Levites concerning any matter, or concerning the treasures. Ary tsy nialan' ireo ny didin' ny mpanjaka tamin' ny mpisorona sy ny Levita na amin' inona na amin' inona, indrindra fa ny amin' ny rakitra. Tsy nihatahana ny didin' ny mpanjaka momba ny mpisorona sy ny Levita, na amin' ny zavatra inona na amin' ny zavatra inona, indrindra fa ny amin' ny momba ny rakitra. Sur aucun autre point, même au sujet des réserves, ils ne s'écartèrent des ordres du roi relatifs aux prêtres et aux lévites.