<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 8:14 | And he appointed, according to the order of |
Ary notendreny koa ny antokon' ny mpisorona araka ny nandaharan' i Davida rainy azy ho amin' ny fanompoany avy ary ny Levita ho amin' ny anjara-raharahany koa, dia ny hidera sy hanao fanompoam-pivavahana eo anoloan' ny mpisorona araka ny raharaha fanao isan' andro, ary ny mpiandry varavarana araka ny antokony amin' ny isam-bavahady; fa izany no nandidian' i Davida lehilahin' Andriamanitra, azy. | Notendreny, araka ny nandaharan' i Davida rainy azy, ny antokon' ny mpisorona ho amin' ny fanompoany, sy ny Levita ho amin' ny anjara raharahany, hankalaza an' ny Tompo sy hanao fanompoana eo anoloan' ny mpisorona, araka ny fandaharana ny andro isany, ary ny mpiandry varavaravana ho an' ny isam-baravarana, araka ny antokony avy, fa toy izany no nandaharan' i Davida, olon' Andriamanitra, azy. | il établit, selon la règle de |