<-
->

2Tt / 2Tan 5:12 Also the Levites which were the singers, all of them of Asaph, of Heman, of Jeduthun, with their sons and their brethren, being arrayed in white linen, having cymbals and psalteries and harps, stood at the east end of the altar, and with them an hundred and twenty priests sounding with trumpets:) ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinita sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan' ny alitara, ary teo aminy koa nisy pisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra; ny Levita mpihira rehetra, Asafa, Hemàna, Iditòna, mbamin' ny zanany aman-drahalahiny, samy nitafy rongony madinika, dia nitsangana teo atsinanan' ny otely, nitondra kipantsona sy valiha ary harpa, ary teo anilany ny mpisorona roapolo amby zato, samy nitsoka trompetra; - les chantres lévites au complet : Asaph, Hémân et Yedutûn avec leurs fils et leurs frères s'étaient revêtus de byssus et jouaient des cymbales, de la lyre et de la cithare en se tenant à l' orient de l' autel, et cent vingt prêtres les accompagnaient en sonnant des trompettes.