<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 36:5 | Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah Andriamaniny izy. | Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary iraika ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo Andriamaniny izy. |