<-
->

2Tt / 2Tan 35:3 And said unto the Levites that taught all Israel, which were holy unto the Lord, Put the holy ark in the house which Solomon the son of David king of Israel did build; it shall not be a burden upon your shoulders: serve now the Lord your God, and his people Israel, Ary hoy izy tamin' ny Levita izay mpampianatra ny Isiraely rehetra sady efa masina ho an' i Jehovah: Apetraho ao an-trano nataon' i Solomona, zanak' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely, ny fiara masina; fa izao dia efa tsy milanja azy intsony ianareo; koa manompoa an' i Jehovah Andriamanitrareo sy ny Isiraely olony; Ary hoy izy tamin' ireo Levita nampianatra an' Israely rehetra, sy efa voahasina ho an' ny Tompo: Apetraho ao amin' ny trano nataon' i Salomona zanak' i Davida mpanjakan' Israely, ny fiara masina; fa tsy hisy hilanjanareo azy intsony izao. Ka manompoa an' ny Tompo Andriamanitrareo, sy Israely vahoakany. Puis il dit aux lévites, eux qui avaient l' intelligence pour tout Israël et qui étaient consacrés à Yahvé : " Déposez l' arche sainte dans le Temple qu' a bâti Salomon, fils de David, roi d' Israël. Ce n' est plus un fardeau pour vos épaules. Servez maintenant Yahvé votre Dieu et Israël son peuple.