<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 35:14 | And afterward they made ready for themselves, and for the priests: because the priests the sons of |
Ary rehefa afaka izany, dia nanamboatra io an' ny tenany sy ny mpisorona izy; fa ny mpisorona, taranak' i Arona, nanatitra ny fanatitra dorana sy ny saborany mandra-pahalin' ny andro; fa ny Levita kosa nanamboatra ny Paska ho an' ny tenany sy ny mpisorona, taranak' i Arona. | Izay izy ireo vao namboatra ho an' ny tenany sy ho an' ny mpisorona; fa niasa mandra-pahalin' ny andro ny mpisorona, taranak' i Aarona, nanolotra ny sorona dorana sy ny sabora; ka izany no nanamboaran' ny Levita ho an' ny tenany sy ho an' ny mpisorona, taranak' i Aarona. | Après quoi ils préparèrent la |