<-
->

2Tt / 2Tan 35:10 So the service was prepared, and the priests stood in their place, and the Levites in their courses, according to the king' s commandment. Koa dia vonona ny zavatra; ary ny mpisorona nitsangana teo amin' ny fitoerany avy, ary ny Levita araka ny antokony avy, araka ny didin' ny mpanjaka. Toy izany no nandaharana ny fanompoana: nipetraka tamin' ny fitoerana voalahatra ny mpisorona, torak' izany koa ny Levita, araka ny antokony avy, sy araka ny didin' ny mpanjaka. L' ordre de la liturgie fut fixé, les prêtres à leur place et les lévites selon leurs classes, conformément aux prescriptions royales.