<-
->

2Tt / 2Tan 35:1 Moreover Josiah kept a passover unto the Lord in Jerusalem: and they killed the passover on the fourteenth day of the first month. Ary Josia nitandrina ny Paska tany Jerosalema ho an' i Jehovah; dia namono ny Paska ny olona tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany. Nankalaza ny Paka tao Jerosalema Josiasa ho fankalazana an' ny Tompo, ka namono ny Paka ny olona tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany. Josias célébra alors à Jérusalem une Pâque pour Yahvé et on immola la Pâque le quatorzième jour du premier mois.