<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:4 | And they brake down the altars of |
Ary noravan' ny olona teo anatrehan' i Josia ny alitaran' ireo Bala; ary ny tsangan-kazo ho an' ny masoandro izay teo amboniny dia nokapainy; ary ny Aseraha sy ny sarin-javatra voasokitra mbamin' ny sarin-javatra an-idina dia novakivakiny sy notorotoroiny ho vovoka ka nafafiny teny amin' ny fasan' ireo efa namono zavatra hatao fanatitra ho azy. | Noravana teo anatrehany ny otelin' ireo Baala, dia nazerany ny sariolona teo amboniny natokana ho an' ny masoandro, notorotoroiny ny aserah, ny sarin-javatra voasokitra, ny sarin-javatra anidina, nataony zary vovoka ireny, dia nafafiny teny amin' ny fasan' izay nanatitra sorona taminy, | On démolit devant lui les autels des |