<-
->

2Tt / 2Tan 34:30 And the king went up into the house of the Lord, and all the men of Judah, and the inhabitants of Jerusalem, and the priests, and the Levites, and all the people, great and small: and he read in their ears all the words of the book of the covenant that was found in the house of the Lord. Dia niakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka sy ny lehilahy rehetra tamin' ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema mbamin' ny mpisorona sy ny Levita ary ny vahoaka rehetra, na lehibe na kely; dia novakiny teo anatrehany ny teny rehetra teo amin' ny bokin' ny fanekena, izay hita tao an-tranon' i Jehovah. dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo ny mpanjaka mbamin' ny lehilahy rehetra amin' i Jodà sy ny mponina ao Jerosalema, ny mpisorona, ny Levita, ny vahoaka rehetra, hatramin' ny lehibe indrindra sy ny kely indrindra, ary novakina teo anatrehan' izy rehetra, ny teny ao amin' ny bokin' ny fanekena, hita tao an-tranon' ny Tompo. et le roi monta au Temple de Yahvé avec tous les hommes de Juda, les habitants de Jérusalem, les prêtres, les lévites et tout le peuple, du plus grand au plus petit. Il lut devant eux tout le contenu du livre de l' alliance trouvé dans le Temple de Yahvé.