<-
->

2Tt / 2Tan 34:13 Also they were over the bearers of burdens, and were overseers of all that wrought the work in any manner of service: and of the Levites there were scribes, and officers, and porters. dia ireo no tonian' ny mpitondra entana sady nifehy izay rehetra nanao raharaha tamin' ny tao-zavatra samy hafa rehetra; ary avy tamin' ny Levita koa nisy mpanoratra sy mpifehy ary mpiandry varavarana. Izy koa no nitandrina ny mpitondra entana, sy nitarika ny mpiasa rehetra amin' ny taozavatra isan-karazany. Nisy Levita sasany koa, mpanoratra, mpikarakara sy mpiandry varavarana. de ceux qui étaient à la tête des transporteurs et de ceux qui dirigeaient tous les maîtres d' oeuvre de chaque service, et enfin de quelques lévites, scribes, greffiers et portiers.