<-
->

2Tt / 2Tan 34:12 And the men did the work faithfully: and the overseers of them were Jahath and Obadiah, the Levites, of the sons of Merari; and Zechariah and Meshullam, of the sons of the Kohathites, to set it forward; and other of the Levites, all that could skill of instruments of musick. Ary ny olona dia nanao ny asa araka izay mety hatao; ary ny voatendry hifehy azy dia lahata sy Obadia Levita, avy tamin' ny taranak' i Merary, ary Zakaria sy Mesolama, avy tamin' ny taranaky ny Kehatita, ary ny Levita rehetra izay nahay ny zava-maneno isan-karazany, Nefain' ireo lehilahy ireo tamim-pahamarinana ny anjara asany. Ny voatendry hitandrina azy ireo, dia Jahata sy Abdiasa Levita tamin' ny taranak' i Merarì, Zakariasa sy Mosolama tamin' ny taranaky ny Kaatita; izy ireo no nitarika azy mbamin' ny Levita hafa koa izay samy mahay zava-maneno. Ces hommes travaillèrent avec fidélité à cette oeuvre; ils étaient sous la surveillance de Yahat et de Obadyahu, lévites des fils de Merari, de Zekarya et de Meshullam, Qehatites contremaîtres, des lévites experts dans les instruments d' accompagnement du chant,