<-
->

2Tt / 2Tan 33:19 His prayer also, and how God was intreated of him, and all his sins, and his trespass, and the places wherein he built high places, and set up groves and graven images, before he was humbled: behold, they are written among the sayings of the seers. Ary koa, ny vavaka nataony sy ny naneken' Andriamanitra izany ary ny fahotany sy ny fahadisoany rehetra mbamin' ny fitoerana izay nanorenany fitoerana avo sy nananganany Aseraha sy sarin-javatra voasokitra, fony izy tsy mbola nanetry tena, indro, efa voasoratra ao amin' ny tenin' i Hozay izany. Ny vavaka nataony, ny nihainoan' Andriamanitra an' izany, ny fahotany amam-pahadisoany, ny toerana nanorenany fitoerana avo, sy nananganany aserah aman-tsarin-javatra, talohan' ny nanetreny tena, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny Tenin' i Hozaia. Sa prière et son exaucement, tous ses péchés et son impiété, les endroits où il avait construit des hauts lieux et dressé des pieux sacrés et des idoles avant de s'être humilié, sont consignés dans l' histoire de Hozaï.