<-
->

2Tt / 2Tan 32:9 After this did Sennacherib king of Assyria send his servants to Jerusalem, (but he himself laid siege against Lachish, and all his power with him,) unto Hezekiah king of Judah, and unto all Judah that were at Jerusalem, saying, Rehefa afaka izany, dia nirahin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, ny mpanompony hankany Jerosalema (fa izy sy ny miaramilany rehetra kosa nanao fahirano an' i Lakisy tamin' izay) ho any amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy ho any amin' ny Joda rehetra izay tany Jerosalema ka nanao hoe: Rahefa izany, naniraka ny mpanompony ho any Jerosalema Senakeriba mpanjakan' i Asiria, - fa izy mbamin' ny miaramilany rehetra izany dia mbola teo anoloan' i Lakisa -, ho any amin' i Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ireo avy amin' i Jodà rehetra tao Jerosalema hilaza aminy hoe: Après cela Sennachérib, roi d' Assyrie, tandis qu' il se trouvait lui-même devant Lakish avec toutes ses forces, envoya ses serviteurs à Jérusalem, à Ézéchias, roi de Juda, et à tous les Judéens qui se trouvaient à Jérusalem. Ils dirent :