<-
->

2Tt / 2Tan 32:25 But Hezekiah rendered not again according to the benefit done unto him; for his heart was lifted up: therefore there was wrath upon him, and upon Judah and Jerusalem. Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan' ny fahatezerana izy mbamin' ny Joda sy Jerosalema. Tsy mba namaly araka ny soa noraisiny anefa Ezekiasa fa nisondrotra ny fanahiny, ka niharan' ny fahatezeran' ny Tompo izy mbamin' i Jodà sy Jerosalema. Mais Ézéchias ne répondit pas au bienfait reçu, son coeur s' enorgueillit et la Colère s' appesantit sur lui, sur Juda et sur Jérusalem.