<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 31:6 | And concerning the children of |
Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan' ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman' osy, ary ny fahafolon' ny zavatra masina izay nohamasinina ho an' i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny. | Ny zanak' Israely sy Jodà, nonina teo amin' ny tanànan' i Jodà koa, dia nitondra ny fahafolon-karena tamin' ny omby aman' ondry, mbamin' ny fahafolon-karena tamin' ny zavatra masina rehetra natokana ho an' ny Tompo Andriamaniny, ka natokotoko ho antontany maro. | Les |